Fifidianana: Tonga 100% ato amin'ny SRMV ireo voka-pifidianana manerana ny Distrikan'i Sambava

  • lundi, 12 novembre 2018 22:04
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Sambava

Tamin’ny 3ora sy 20min tolak’andro teo no nanambaran’ny filohan’ny Vaomieram-pirenena anivon’ny Distrika sambava, Atoa Farantsa Martin, fa tonga avokoa ny vokatra nisy tany amin’ny birao fandatsaham-bato rehetra 394/394, izay nahitana mpifidy voasoratra anarana 118 272, saingy hatreto hoy izy ihany dia "tsy mbola misy vokatra vonjimaika omena anareo mpanao gazety satria mbola eo ampandraisana ny isan'ny vato azon'ny kandida tsirairay izahay amin’izao ora izao".

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.