Fifidianana: Mitana ny laharana fahatelo ny vato fotsy sy vatomaty

  • lundi, 12 novembre 2018 14:48
  • Tigre

Raha ny lalam-pifidianana moa dia tsy tafiditra ao anatin'ny fikajiana ny vato manankery ny vato fotsy sy vato maty.

Nefa kosa hatramin'izay nisian'ny fifidianana teo Madagasikara, dia sambany no niakatra ambony tokoa ity vato fotsy sy vato maty ity, ka mitazona ny laharana fahatelo ao aorian'ny 13 sy 25 ny vato fotsy sy vato maty, satria ny 13 nahazo isam-bato 891 492 tamin'ny 2ora tolakandro teo, raha 828 573 no azon'ny 25, ary 185 415 ny vato fotsy sy vato maty, ny 12 nahazo 175 614.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.