Résultat 11 novembre 2018 à 12h

  • dimanche, 11 novembre 2018 13:00
  • Tigre

BV traités: 7444 / 24852 soit: 29.95%

Inscrits: 3112992 / 9913599
Taux de participation: 52.72%

12= 6.97% (5.85% hier à 19h)
13= 40.88% (40.68% hier à 19h)
25= 36,00% (38.89% hier à 19h)

Soso-kevitra ho an'ny informaticien CENI, aza atao date et heure d'impression machine ilay date sy heure etsy ambany, fa ataovy date situation nandatsahana ilay résultat.
Mba fantatra amin'izay firy ny résultat à 06h, 12h, 19h (heure avant journal daholo ireo).
Mamitaka ilay izy raha 8h42 no nakana ny résultat, dia lasa hoe résultat à 8h42 ilay izy nefa mety résultat à 06h.

Ho anareo tompon'andraikitry ny CENI, mba ialana amin'ny ahiahy sy fanakihanana isan-karazany, ianareo rahateo nampanantena mangarahara, dia avohay resultat BV/BV amin'ireo efa BV traités ireo. Na ampahafantaro Distrika taiza no amohana résultat ireo, samihafa be manko ny tendance 30% eto Analamanga, sy ny 30% tany Androy. Satria tsy mitovy ny isan'ny mpifidy.

Rariny angamba ny olona raha miahiahy, satria na ny vokatra eto Antananarivo renivohitra sy ireo renivohim-paritany rehetra dia tsy misy vokatra hita. Efa 4 andro anie izay no vita ny fifidianana e, dia vokatra eto Antananarivo ve dia tsy ho azo.

Mety manatombo kely ny asa, fa mora amin'ny informaticien anananareo no manao izany, satria ireo données traitées ireo ihany no nahazoana ny récapitulation générale publiée io.

Mirary soa fa tsy mora ny asanareo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.