Ambohimandamina-Mahajanga: Mpikambana iray biraom-pifidianana maty amperin'asa

  • mercredi, 07 novembre 2018 23:21
  • Tigre

Nitambotsotra tampoka teo ampitoerana ity Mpikambana iray tao amin'ny biraom-pifidianana faha-7 EPP Ambohimandamina-Mahajanga androany atoandro, nandritra ny androm-pifidianana filoham-pirenena.

Nisy ny fandaminana ary dia afaka nitohy hatrany ny latsa-bato tao amin'ity biraom-pifidianana ity.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.