Fampielezan-kevitra: Mitaraina ho niharan'ny sabôtazy ny kandida Rajaonarimampianina

  • lundi, 05 novembre 2018 14:16
  • Britto

Tapaka nandritra ny.fotoana naharitra ny herinaratra teny amin'ny Coliseum Antsonjombe nandritra ny faradoboka nataon'ity kandidan'ny HVM amin'ny fifidianana filoham-pirenena ity omaly alahady 4 novambra.

Tapaka ihany koa ireo haino aman-jery nampita nivantana izany faradoboka izay. Sabôtazy no nandraisan'ny kandida Hery Rajaonarimampianina ireo trangan-javatra ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.