Pesta: Nisy tranga roa mampiahiahy tao Ranomafana-Ifanadiana

  • lundi, 05 novembre 2018 14:11
  • Britto

Eo ampiandrasana ny.valin'ny fitiliana nalefa any amin'ny Institut Pasteur de Madagascar ireo tompon'andraikitra ara-pahasalamana ao Ifanadiana mialoha ny hanamarinana fa tena pesta ireto tranga roa ireto.

Voaray an-tanana ara-potoana ireo marary nahazo fitsaboana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.