Mahalavolona-Andoharanofotsy: Tezitra amin'ny tsy fisian-drano lava ny mpanjifa

  • lundi, 05 novembre 2018 09:32
  • Britto

Nanao fanangonan-tsonia ary niazo ny masoivohon'ny Jirama eo Andafiatsimo ny mpanjifa mitaky ny hamahana io olana io maika.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.