EKAR Antanimena: Lamesa ho fialantsasatry ny Fanahin'i Mgr Rakotondrajao Roger Victor Solo

  • dimanche, 04 novembre 2018 13:51
  • Tigre

Atao anio amin'ny 8ora alina, ao amin'ny Fiangonana Katolika Antanimena, ny lamesa ho fialantsasatry ny Fanahin'i Mgr Rakotondrajao Roger Victor Solo, Evekan'i Mahajanga.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.