Finoana Katolika: Nodimandry i Mgr Rakotondrajao Roger Victor Solo, Evekan'i Mahajanga

  • samedi, 03 novembre 2018 21:56
  • Tigre
  • Tahirin-tsary Gasypatriote

Nody mandry izao alina ny sabotsy 03 novambra izao tao amin'ny Clinique Ankadifotsy Antananarivo, ny Evekan'i Mahajanga Rakotondrajao Victor. Niala tany Mahajanga ny alatsinainy teo ho tsaboina aty Antananarivo dia izao nindaosin'ny fahafatesana izao noho ny fijanon'ny fo.

Raha tsy misy fiovana dia ho entina Mahajanga rahampitso alahady ny Razana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.