Toliara: Nifarana androany ny zaikabe nasionaly faha-20 ny FKTLM

  • dimanche, 21 octobre 2018 18:14
  • Britto

Fotoam-pivavahana lehibe teto amin’ny Kianja Andaboly androany 21 oktobra no nanakatona ny zaikabe nasionaly faha-20 ny Fiombonan'ny Kristiana Tanora Loterana Malagasy (FKTLM) rehefa naharitra herinandro nanomboka tamin’ny 16 oktobra.

Nanamarika ny fotoana androany ny fizarana mari-pankasitrahana ho an’ireo namorona hira faneva sy sary famantarana.

Afaka telo taona indray ny zaikabe manaraka.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.