Toamasina: Efa tsy misy henatra intsony ny fizaram-bola

  • dimanche, 21 octobre 2018 11:41
  • Britto

Hanao hetsika eo amin'ny bord Toamasina ny Kandida Andry Rajoelina anio tolakandro, ka nilaza mivantana ireo mpikarakara fa omena 5 000 ariary izay mazoto mitsena azy eny Ambalamanasy sy ho avy eny amin'ny bord avy eo. Tsy maintsy manao tee-shirt kosa anefa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.