Fandriampahalemana: Basy tsy ara-dalana miisa 843 hopotehina ampahibemaso

  • lundi, 15 octobre 2018 13:51
  • Zakaria

Hotanterahina manoloana ny Lapan'ny Tanàna Analakely Antananarivo ny famotehana ireo basy ireo rahampitso talata 16 oktobra.

Basy voaangona nandritra ny iray volan'ny famotsoran-keloka ireo, basy tsy misy taratasy ara-dalana, basy tra-tehaka teny amin'ny olon-dratsy ka naterin'ny olona an-tsitrapo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.