Ivato-Antananarivo: Hiakatra ho 800 Ar ny sarandalana

  • vendredi, 12 octobre 2018 09:11
  • Britto

Hihatra manomboka amin'ny 29 oktobra izao io sarandalana vaovao io, ho an'ireo taxi-be mampitohy an'i Vassacos Antananarivo amin'ny Horizon Ivato.

Nisy nanomboka omaly ny fizarana taratasy fampahafantarana izany tamin'ireo taxi-be mitrandraka io zotra io.

Omaly ihany dia efa maro ny mpamily sy mpandeha naneho ny tsy fankasitrahana izany fanondrotana sarandalana izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.