Fifidianana: Nanokatra ny QG i Jean Max Rakotomamonjy

  • lundi, 08 octobre 2018 19:14
  • Njaka
  • Sary Gasypatriote

Tonga nanokatra ny fampielezan-keviny tetsy Antsahavola Andriamatoa Jean Max RAKOTOMAMONJY androany, tao anatin'izany no nilazany ireo programan'asany hirotsahany ho Filoham-pirenena izao, ary anisan'ny namafisiny ny fanovana ireo lesoka teto amin'ny Firenena.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.