Sambava: Mitohy rahampitso ny fakana am-bavany ny Ben'ny Tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy

  • jeudi, 20 septembre 2018 23:40
  • Britto

Naharitra ny fakana am-bavany an' ireo mpiasan'ny Kaominina Sambava hatramin'io hariva io, tsy tratra androany io na dia niezaka aza ny avy amin'ny Fitsarana ka voatery hitohy rahampitso manomboka amin'ny fito ora maraina indray.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.