CISCO Toamasina I : 40,46% ny taham-pahafahana BEPC 2018

  • vendredi, 14 septembre 2018 09:31
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Nivoaka omaly alakamisy 13 spetambra misandratr’andro ny voka-panadinana BEPC 2018 ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana na Cisco Toamasina I. 40,46% ny taham-pahafahana raha 38,77% izany ny taona 2017.

Mpianatry ny CEG de Référence-Bazary, izay sekolim-panjakana natsangana, tamin'ny fitondran'i Marc Ravalomanana, ho an’ireo tsara naoty nandritra ny fanadinana CEPE, no nahazo naoty ambony indrindra 18,89/20.

Mpianatry ny St Joseph de Cluny no nahazo naoty tsara faharoa 18,28/20 ary mbola mpianatry ny “CEG de Référence” ny tsara naoty fahatelo 17,61/20.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.