CENI: Miitatra ny mpikambana

  • jeudi, 13 septembre 2018 08:45
  • Britto

Hivory voalohany anio 13 septambra, ny « CENI élargi », izany hoe miampy ny solonten’ireo kandida filoham-pirenena ireo mpikambana 7 ao amin’ny CENI foibe. Manana solontena iray avy ho mpikambana vonjimaika ao ny kandida miisa 36.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.