Mahajanga: Nisy nangalatra tao amin'ny hopitaly i Maminirina

  • mercredi, 12 septembre 2018 22:35
  • Britto
  • Sary nomena Gasypatriote Mahajanga

Vehivavy nanao fanamiana mpiasan'ny hopitaly Androva (blouse fotsy sy bagde) no naka ilay zaza tao amin'ny efitrano, hoe : hampandroina amin'ny toerana tsy azo idirana, nefa tany dia tsy niverina ary nanjavona.

Zazavavikely teraka tamin'ny Alahady teo i Maminirina. Mandeha ny.fikarohana amin'izao.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.