Mahanoro: Mpampianatra hanao “jury” BEPC maty tampoka

  • lundi, 03 septembre 2018 15:51
  • Britto

Tran’aretina tampoka Razafimahery Jean Marie, mpampianatra ao amin’ny Lycée Mahanoro, androany tokony ho tamin’ny 6ora sy fahefany maraina.

Nifamonjena nentina namonjy hopitaly izy, saingy tsy tana ny ainy na dia nanao izay ho afany aza ny mpitsabo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.