RN34: Lasa fitadiavam-bola ny tetezana eo Ambatankazo

  • lundi, 27 août 2018 21:14
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Miandrivazo

Nisy nanala ny takela-by diavin’ny fiara eo amin’ny tetezan’Ambatankazo amin’ny lalam-pirenena faha-34, anelanelan’i Miandrivazo sy Mahabo. Mampidi-doza raha tsy mitandrina.

Ataon’ny sasany fitadiavam-bola eo ankehitriny. Miantso ny ministeran’ny Asa vaventy ny mpampiasa lalana hanamboatra ny simba satria, ankoatra ny loza mety haterany, dia tsy kely lalana ny ratsy sao eo no iandrasan’ny mpanakan-dalana kendritohina.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.