Asa fanaovan-gazety: Nodimandry androany teo amin’ny faha-81 taonany i Fidelis Razafimahefa

  • vendredi, 10 août 2018 13:49
  • Britto

Mpanao gazety tao amin’ny Radio Madagasikara (RNM) i Fidelis Razafimahefa fahavelony. Izay no mpanaraka sy mpitatitra ny vaovaon’ny filoha Philibert Tsiranana, tamin’ny Repoblika Voalohany.

Mpamokatra fandaharana sady tonian’ny fampahalalam-baovao teo anivon’ny RNM izy, ary isany fandaharana nahafantarana azy ny “Didy aman-dalàna”.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.