Portugal: May ny ala efa ho herinandro

  • jeudi, 09 août 2018 11:26
  • Tigre
  • Sary nindramina Ouest-France

Nanomboka ny zoma lasa teo no nirehitra ny ala ao Algarve, tanàna mahasarika mpizahatany ao atsimon'ny Portugal.

Mpamono afo sy miaramila 1 500 no mifandrimbona mamono ny afo, na an-tanety na anabakabaka, fiaramanidina mpamono afo sy helikopetera 12 no miditra an-tsehatra fa tsy mahatosika ny afo hatreto.

Maro no trano may ary mifindra monina ny mponina.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.