Fifidianana ho Filoham-pirenena: Efatra hatreto no nametraka ny antontan-taratasiny teny amin’ny HCC

  • mercredi, 08 août 2018 21:37
  • Tigre

Andry Nirina Rajoelina (Tanora MalaGasy Vonona), Ravelonarivo Jean (Antokom-BAhoaka (ABA)), Mailhol André Christian Dieu Donné (Gideona, Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara (GFFM)) ary Ernaivo Fanirisoa (ZAnak’i MAdagasikara (ZAMA) et PArti TRAvailliste Malagasy (PATRAM)) ireo hatreto no tonga nametraka ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiana ho filoham-pirenena amin’ny 7 novambra 2018 teny anivon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC) nanomboka ny 1 aogositra ka hatramin’ny anio.

Hikatona amin'ny 21 aogositra amin'ny 5 ora hariva ny fandraisana ny dosie firotsahan-kofidiana eny anivon'ny HCC.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.