Isalo: Kamiao nivadika, 10 no maty, 4 naratra mafy, amampolony naratra

  • mercredi, 18 juillet 2018 19:53
  • Britto
  • Sary nomena

Kamiao iray avy namonjy tsena tany Beala hihazo an'ny Bezaha no nivadika tao Isalo (Andavak'akio) tamin'ny alahady 15 jolay teo. Mevesatra loatra ary tampaka teo ampidinana ny hisatra.

Olona 10 hatreto no fantatra fa namoy ny ainy, 4 maratra mafy noentina aty Toliara, amampolony maromaro maratra avokoa.

(Jereo sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.