Farafangana: Manohy ny diany any atsimo atsinanana ny Pasteur Mailhol

  • jeudi, 12 juillet 2018 21:55
  • Tigre
  • Sary nomena

Taorian'ny Manakara omaly, dia manohy mianatsimo atsinanana hatrany ny Pasteur Mailhol, izay efa nanambara fa kandida ho Filoham-pirenena.

Androany ity Filohan'ny antoko GFFM ity, dia nifamotoana tamin'ny vahoakan'ny Farafangana, izay nahavory olona marobe tokoa na dia efa maizina aza ny andro.

(Jereo sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.