Antsohihy: Mpiadina bakalôrea iray nindaosin’ny fahafatesana

  • jeudi, 12 juillet 2018 10:17
  • Britto

Tovolahy iray, kilasy famaranana, no nindaosin’ny fahafatesana taorian’ny niatrehany adina ara-panatanjahantena.

Niditra hopitaly avy hatrany izy taorian’ny hazakazaka natrehiny tamin’ny zoma, tsy fahampiana fanazarantena no voalaza fa antony ary izay koa no ahiana ho nitarika ny fahafatesany.

Avy amin’ny Kaominina Ampandriakilandy ity mpianatra ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.