Pasteur Mailhol: Nametraka fitoriana teny amin’ny HCC

  • mardi, 10 juillet 2018 13:31
  • Britto
  • Sary nindramina

Tonga teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC) Ambohidahy ny Filoha mpanorina ny antoko GFFM androany talata 10 jolay 2018 maraina teo, nametraka fitoriana mitaky ny hamerenana ireo nosy malagasy ambara ho “îles Éparses” amin’i Madagasikara mba hiadanan'ny vahoaka Malagasy sy ny taranaka faramadimby.

Kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy, nilaza i Pasteur Mailhol fa tsy ijerena anarana antoko na fiavina ny ady atao amin’ny fahantrana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.