Vontovorona: Mitohy ny famoretana, notapahina ny jiro

  • mardi, 10 juillet 2018 12:42
  • Tigre
  • Sary nomena

Ankoatran'ny grenady lakirimozenina mihatra amin'ireto mpianatra mitokona, dia tapaka ihany koa ny jiro amin'izao.


Ny mpianatra anefa dia mahandro sakafo amin'ny résistance, ka dia maro ireo tsy mahamasaka sakafo amin'izao, mbola tsy fantatra ny fiafaran'ny sakoroka, fa mienjana ny famoretana atao an'ireto mpianatry ny politekinika, mbola mitohy hatreto ny toraka grenady lakirimozenina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.