Vontovorona: Raikitra ny sakoroka, midonaka ny lakirimozenina

  • lundi, 09 juillet 2018 15:25
  • Tigre

Feno Emmoreg ety an-toerana amin'izao rehefa nivoaka ny sekoly politeknika ireo mpianatra marobe nanao fitokonana.

Mirarakompana ny grenady lakirimozenina alefan'ny herim-pamoretan'ny mpitondra nahazo seza miaraka mitantana.

Hifamonjena ny rano fa maro ireo mpianatra no sempotra, amam-poliny maro ny grenady atoraka amin'ny mpianatra ato.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.