Eric Fou'Hehy: Niala an-tanindrazana hanohy ny fitsaboany any Inde

  • dimanche, 08 juillet 2018 19:44
  • Britto
  • Sary Fondation Siteny

Niainga androany alahady 8 jolay niazo an'i Inde i Éric Rakotoarimanana na Éric Fou'Hehy, hanohy ny fitsaboan-tena amin'ny aretin'ny voa mahazo azy.

Malagasy maro no nanolo-tanana azy niatrehany ny fitsaboana tamin'ny nidirany hopitaly tao amin'ny HJRA Ampefiloha Antananarivo sy amin'izao tohin'ny fitsaboana hatao any Inde izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.