Ministeran'ny fanabeazam-pirenena: Hisy ary tsy miova ny datim-panadinana

  • dimanche, 08 juillet 2018 14:43
  • Britto

Manamafy ao amin'ny pejy fesibokiny ny Minisiteran'ny Fanabeazam-Pirenena fa hisy ny fanadinam-panjakana ary fanadinana mitovy no ho atrehan'ireo mpianatra amin'ny sekoly miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana rehetra manerana ny Nosy.

Ny 14 aogositra no hanatanterahana ny CEPE ary ny 03 hatramin'ny 06 septambra kosa no hisian'ny fanadinana BEPC.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.