Malaimbandy: Mpampianatry ny CEG iray sy ny zanany vavy nalain’ny dahalo an-keriny

  • dimanche, 08 juillet 2018 10:18
  • Britto
  • Sary Net

Dahalo marobe mitondra basy no nanafika ny tokantranon-dramose Zera, mpampianatra SVT (Science de la vie et de la terre) eto amin’ny CEG Malaimbandy, Distrikan'i Mahabo, Faritra Menabe, ny sabotsy 7 jolay tamin’ny 8ora alina. tsy nisy alaharo fa dia nalain’ireo olon-dratsy an-keriny ramose Zera sy ny zanany vavy.

Tsy mbola navotsotr’ireo mpaka an-keriny izy mianaka hatamin’izao alahady 8 jolay amin’ny 9ora maraina anoratana izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.