Fianarantsoa: Mitohy ny fitokonan'ny mpampianatra

  • vendredi, 29 juin 2018 15:30
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Fianarantsoa

Nanatanteraka filaharana mamakivaky ny tanàna ireo mpampianatra mitokona ny marain'ity zoma 29 jona ity. Nitondra fanamafisam-peo sy kiririoka ary sora-baventy izy ireo mba ho fanehoana ireo fitakiana mbola tsy notanterahan'ny minisitra am-perinasa.

« Tsy hitsahatra ny tolona raha tsy tanteraka ireo fangatahana ireo », hoy ny mpitarika.

Tsy hiverina hampianatra ihany koa izy ireo arak'izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.