Fifidianana filoham-pirenena: Tanterahina anaty fahavaratra

  • vendredi, 29 juin 2018 09:43
  • Britto

7 novambra 2018 ny fihodinana voalohany, 19 desambra 2018 ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena, araka ny tapaka nandritra ny filankevitry ny governemanta teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo androany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.