Antsohihy: Mpanao gazety manao asa soa

  • vendredi, 29 juin 2018 09:29
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Antsohihy

Nanolo-tanana ny Kaominina ambonivohitra Antsohihy, renivohitry ny faritra SOFIA ny namana mpanao gazety ao amin’ny RNM (Radio Nasionaly Malagasy), Raymond Soavimanana, ka nanome sahafabe Canal Sat hahafahan’ny tanora, indrindra ireo fianakaviana sahirana, tsy manana fahafahana mividy fahitalavitra manaraka maimaimpoana ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra na ny Mondial tanterahina any Rosia amin’izao fotoana izao.

Omaly no nanoloran’i Raymond Soavimanana ireo fitaovana ireo tao Antsohihy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.