Halatra sa hasomparana: Nisy naka indray ny tariby 500m an’ny JIRAMA

  • dimanche, 24 juin 2018 15:13
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Tariby mitondra herinaratra matanjaka mirefy 500m, indray no nisy nangalatra tao Tanandava-Toamasina ny alin’ny alakamisy 21 jona nifoha ny zoma 22 jona 2018.

Ny zoma ihany dia niezaka nanolo ny tariby very, hiverenan’ny famatsiana herinaratra ny teknisian’ny JIRAMA Toamasina nisorohana ny tsy fisian-jiro.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.