Analanjirofo: Be ny fanararaotana ateraky ny fahasimban’ny tetezana ao Antaratasy (RN5)

  • dimanche, 24 juin 2018 14:32
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Vokatry ny fahasimban’io tetezana ao Antaratasy io dia tafakatra 12.000 Ariary ny sarandalana Toamasina hatrao Fenoarivo Atsinanana, raha 10.000 Ariary izany teo aloha.

1.800 Ariary ny kilaon’ny vary “stock tampon” hany mora indrindra, 2.100 Ariary ny makalioka.

Vokatr’io tetezana simba io hatrany dia mihitsoka eto Toamasina ny milina famokarana herinaratra, hanoloana ny fitaovana ao Vavatenina izay efa ratsy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.