RN1 Bis: Tovolahy iray nandeha moto maty notifirin'ny dahalo

  • lundi, 18 juin 2018 08:56
  • Britto

Teo anelanelan'i Tsiroanomandidy sy Ambaravaranala no nitrangan'ny fanafihana ny alahady 17 jona tolakandro. Nandeha irery ity tovolahy zanak'i Maintirano, fantatra amin'ny anarana hoe: Bena noho izao voatafika izao.

Nentina tao Tsiroanomandidy ny razana ary hoentina hiazo an'i Maintirano an'io alatsinainy 18 jona.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.