Marc Ravalomanana: Vonona hiatrika fifidianana na aroso alohan’ny fotoana na ahemotra

  • dimanche, 17 juin 2018 22:58
  • Britto

Nametraka fanontaniana anefa ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako I Madagasikara raha toa ka tena handeha amin’ny mangaraharaha tokoa io fifidianana io ?

Miahiahy ny amin’ny fahaleovantenan’ny CENI, indrindra eny anivon’ny Fokontany sy Distrika i Marc Ravalomanana, izay no nambarany fa tsy nahazoan’i Madagasikara tohana ara-bola afa-tsy 12 tapitrisa Euros, hanatanterahana ny fifidianana filohan’ny Repoblika, nefa i Repoblika Demokratikan’i Congo mahazo 175 tapitrisa Euros.

Mila amboarina aloha ny rafitra ny hananan’ny CENI fahaleovantena marina, hoy i Marc Ravalomanana fa vonona hanampy ara-bola ry zareo any Bruxelles.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.