Fifanarahana politika: “Sady tsy nahita no tsy nanao sonia izany aho”, hoy i Marc Ravalomanana

  • dimanche, 17 juin 2018 22:32
  • Britto
  • Sary nomena

Nahitsy ny tenin’ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana, raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny trano fonenany Faravohitra Antananarivo ny fiafaran’ny tolakandron’ity alahady 17 jona 2018 ity izy, fa sady tsy nahita no tsy nanao sonia izany fifanarahana politika nentina nananganana io governemanta tarihin’ny praiminisitra Ntsay Christian io ny tenany.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.