Marc Ravalomanana: “Raha ilaina dia ho avy eny amin’ny Kianjan’ny 13 mey aho”

  • dimanche, 17 juin 2018 22:16
  • Zakaria
  • Sary nomena

Sahiran-tsaina ny olona hoy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana hoe: inona ihany ity eny amin’ny Kianjan’ny 13 mey ity, nefa ny governemanta efa eo. Misy zavatra tsy mbola milamina ny fitakiana ka mila hazavaina izany. Raha ilaina ny hanazava izany dia ho avy eny amin’ny Kianjan’ny 13 mey aho, hoy ity filoha nasionalin’ny antoko Tiako I Madagasikara ity.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.