Mampikony: Nikatona ireo sekolim-panjakana

  • jeudi, 14 juin 2018 09:41
  • Britto

Niato nanomboka omaly alarobia 13 jona 2018 ny fampianarana amin’ireo sekolim-panjakana ato amin’ny fari-piadidiam-pampianarana (Cisco) Mampikony, Sofia. Izay dia vokatry ny fitokonan'ny mpampianatra, miaradia amin’ny tolon’ny fanovana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.