Ministera Serasera: Fifamindram-pahefana

  • mercredi, 13 juin 2018 18:19
  • Njaka
  • Sary Njaka

Saika notanterahina androany avokoa ireo fifamindram-pahefana teo anivon’ny ministera samihafa, anisan’izany moa ny teo amin’ny ministeran’ny serasera ary ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana, izay teo anatrehan’Andriamatoa Harry Laurent RAHAJASON sy Rina ANDRIAMANDAVY VII.

Tanteraka ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny roa tonta, saingy nisy tamin’ireo mpanao gazety marobe no nitsipaka amin’ny fahatongavan’ity ministra vaovao ity, izay notarihin’ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety Andriamatoa Gerard RAKOTONIRINA.

Mitohy araka izany ny tolona amin’ny tsy fankasitrahana an’ity ministra ity,

Nisy ihany koa ny ampahany tamin'ireo mpiasan'ny ministera no tsy nankasitraka izany

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.