Ministeran’ny Fampianarana ara-teknika ary ny Fampiofanana arak’asa: Famoahana entana mampiahiahy

  • mercredi, 13 juin 2018 12:00
  • Britto
  • Sary Syndicat mpiasa Meetfp

Resabe amin’ny tambazotra sosialy Facebook ny fisiana famohana fanaka amin’ny andro hariva, ny talata 12 jona 2018, tao amin’ny Ministeran’ny Fampianarana ara-teknika ary ny Fampiofanana arak’asa etsy amin’ny Complexe Scolaire Ampefiloha.

Raha ny hita ao amin’ny pejy fesiboky syndicat mpiasa meetfp dia navoaka « antsokosoko » tao amin’ny « Bâtiment H 2ème étage » ireo entana ireo, ary avy ao amin’ny « biraon’ny minisitra ».

(Jereo sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.