Ministeran’ny Fifandraisan-davitra: Manohitra ny handraisan’i Maharante Jean de Dieu asa ny mpiasa

  • mercredi, 13 juin 2018 11:53
  • Britto
  • Tahirin-tsary nindramina

Savorovoro ao amin’ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampiroboroboana ny Haitao ara-kajy mirindra Antaninarenina ao anatin’ny fotoana voatondro hanaovana ny fifamindram-pahefana amin’ny minisitra teo aloha Rakotomamonjy André Neypatraiky sy ny minisitra vaovao Maharante Jean de Dieu.

Manohitra ny handraisan’ity farany io andraikitra io ny ankamaroan’ny mpiasa. Niditra an-tsehatra ny mpitandro ny filaminana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.