Ambositra: Nanao filaharambe nanodidina ny tanàna ny mpampianatra

  • vendredi, 08 juin 2018 14:02
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Ambositra

Filaharambe mamakivaky ny tanàna androany zoma 8 jona no nanohizan’ny mpampianatra mpanabe ny fitakian’izy ireo, hanatsarana ny tontolon’ny fampianarana sy ny mpampianatra amin’ny ankapobeny.

Ireo mpampianatra mpiasam-panjakana ato Amoron'i Mania manontolo no manao karnavaly androany ary narahina mpitsoka mozika mihitsy izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.