Faritra Betsiboka : Mitaky minisitra tekinisianina ny fiombonamben'ny mpanabe

  • jeudi, 07 juin 2018 21:54
  • Britto

Nanao fanambarana ny fiombonamben'ny mpanabe eto amin’ny Faritra Betsiboka, fa mitohy ny tolona ka tsy misy mianatra ny mpianatra aty raha tsy voatendy ny Minisitra vaovao hitantana ny fanabeazam-pirenena izay takian’izy ireo ho tekinisianina mahalala ny fijalin’ny mpanabe sy hanampy fandraisana ho mpiasam-panjakana ireo niofana tamin’ny “Ecole Normale” ao anatin’ireo toerana 10.000 isan-taona, fanatsarana ireo tambinkarama samihafa (trano, tsaoka,...).

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.