Antsohihy: Miditra amin’ny andro faha-telo ny fiatoan’ny Lycée

  • mercredi, 06 juin 2018 13:54
  • Britto

Miato avokoa ny asa aman-draharaha sy ny fampianarana ao amin’ny Lycée Antsohihy. Nanomboka ny alatsinainy 4 jona izany, noho ny fitokonan’ny Mpampianatra sy mpandraharaha.

Amin’ny alatsinainy 11 jona no hiverina amin’ny laoniny ny fampianarana raha mivaly ny fitakian’izy ireo, izay miara-dalana amin’ny fitakian’ny sendikan’ny mpanabe manerana ny Nosy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.