RN44: Taxi-brousse nidona tamin’ny kamiao, mpandeha telo naratra mafy

  • mercredi, 06 juin 2018 13:53
  • Britto

Nitrangana lozam-pifamoivoizana tamin’ny lalam-pirenena faha-44 ny maraina teo. Taxi-brousse an’ny kaoperativa Anjara Trans niainga tamin’ny 6ora maraina avy eto Ambatondrazaka hiazo ny renivohitra, no nifandona tamin’ny kamiao. Mpandeha miisa 6 no naratra mafy vokatr’izany, ary nentina maika namonjy ny hopitaly Andilanatoby.

Nangala-dalana ilay kamiao, no voalaza fa niteraka ny loza.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.