Andilamena: Mitaraina ireo mpanisa vahoaka

  • vendredi, 01 juin 2018 11:07
  • Britto
  • Tahirin-tsary Gasypatriote Andilamena

Mitaraina ho tsy mbola nahazo vola sy tambim-piofanana ny mpanisa vahoaka aty Andilamena hatramin'izao.

Efa nampanantenaina ny hanomezana ny 40% tambinkarama mialoha ny hirosoana amin’ny fanisam-bahoaka sy ny tambim-piofanana ary misy koa ny vola hividianana fitaovana, saingy tsy mbola misy voaray ireo, hoy ireo mpanisa vahoaka.

Vokatr’io dia ny eto an-drenivohitry ny Distrika no mandeha ny fanisam-bahoaka fa ny any amin’ireo Kaominina lavitra kosa mihantona vokatr’io tsy fahazoam-bola io.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.